Entry | 1 takolahina |
Root | 2 takolaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany 5 Roritina kely, vivitina ny takolany -- (soavaly) sintonina amin' ny lamboridy eo akaikin' ny vavany: Notakolahikoilay zaza ka mena fify tery ny anao. / Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika [1.1] |
Explanations in English |
6 to be seized by the cheeks, as a child in order to make it open its mouth; to be held by the bridle near the mouth, as a restive horse; to be waited for at the post of a door, etc., as a person to be seized. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 hatakalony, hatakolany, hatanilako, itakolahan, lahitokana, nitakolaha, takolahina |
Updated on 2023/01/20 |