Entry 1/3 tava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1]
Explanations in French Le visage, la face, la figure [1.3]
Vocabulary 
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs 

Entry 2/3 tava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Tolona (ady)
Ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [1.78]

Entry 3/3 tava
Part of speech noun
Explanations in French Paroi [1.13]
Compound words 
Analogs  telotava

Anagrams 

Updated on 2023/06/20