Entry 1/2 molotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Explanations in English The lips [1.7]
Explanations in French Lèvre [1.3, 1.8]
Examples 
1Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
2Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
3Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : molotra, molotro, molotrao, molony, molotsika, molotray, molotrareo, molotr', molo-, molotry
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs 

Entry 2/2 molotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sisina: molobilany [1.1]
Explanations in English The rim of a kettle, etc. [1.7]
Explanations in French Lisière, rebord [1.3]
 Rebord d'une marmite, etc. [1.8]
Morphology 
Simple : molotra, molotro, molotrao, molony, molotsika, molotray, molotrareo, molotr', molo-, molotry

Anagrams 

Updated on 2023/05/24