|
|
|
|

Entry (1/2)1  saoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny
Vocabulary  4  Economy: clothing
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Proverbs  10  Proverbs containing the word saoka

Entry (2/2)11  saoka
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka.
Explanations in English  14  [1.7] the chin
Explanations in French  15  [1.8] le menton
Examples  16  Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436#]
Vocabulary  17  Biology
Morphology 
18  Simple :
19  Prefixed :
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  37  Proverbs containing the word saoka

Anagrams  38 

Updated on 2025/01/21