Entry | 1 manasaoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra |
Root | 4 saoka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 manasaoka, manasoaka, nasamakao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |