Entry | misaoka (saoka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | (akanjo) Misy tapa-damba hanalalahana azy: Tsy akanjo misaoka velively ity, aoka ho fantatrao [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Entry | misaoka | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Mikasika [1.78] | ||||||
Anagrams | kamaosy, makoasy, misaoka, misoaka |
Updated on 2023/01/20 |