Entry |
manakolaka
(takolaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
|
Explanations in English | To open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
manakolaka |
Past : |
nanakolaka |
Future : |
hanakolaka |
Imperative : |
manakolaha |
|
Synonyms | |
|