|
|
|
|

Entry1  manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza
Elementary words  4  manao, hala, bika, tsy, tia, tarehy

Updated on 2024/12/07