Entry | 1 bika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay |
Explanations in English |
4 [1.2] shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana 5 [1.7] a shape, form, figure, appearance |
Explanations in French |
6 [1.8] forme, conformation, mine |
Examples |
7 Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131] 8 Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word bika |
Tables and plates |
27 Shapes of Cattle Horns |
Anagrams | 28 |
Updated on 2025/01/21 |