|
|
|
|

Entry1  zavamiaina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby...
Explanations in French  4  [1.13] être vivant, organisme
Examples  5  [1.406#] dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny.
Vocabulary  6  Biology
Elementary words  7  zavatra, miaina
Synonyms  8  zavamananaina
Compound words 

Updated on 2024/12/10