Entry | 1 mitomany |
Root | 2 tomany |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino 5 Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy. [1.1] |
Explanations in English |
6 to cry for something [1.7] |
Explanations in French |
7 pleurer après quelque chose; pleurer [1.8] 8 [mitomañy] pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
9 nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324] 10 Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 15 tomany, mikehina, mitoreo, manganohano, mifararemotra, mihandrohandro, lem-bolomaso, mifendrotra, mifokofoko, latsadranomaso, jemby, mikonainaika, miketaketa, mitolokoloko, migogogogo, migigika, mitanisanisa, manezakezaka, midradradradra, miafatrafatra, mikiakiaka, midradraka, mitrifantrifana, mijafajafa, manangan-torana, miatatra, manala ny lohany, miapokapoka, manao ranomaso havozona, mifia-dranomaso, mijoy, mifaditra ahitra, tsy mahajery olona, mifako bozaka aman' ahitra |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mitomany |
Quotes | 23 Texts mentioning mitomany |
Updated on 2023/08/01 |