|
|
|
|

Entry (1/2)1  mijafajafa
Root  2  jafajafa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo
5  Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy
6  Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  mijafajafà
Root  12  jafajafa
Part of speech  13  imperative of active verb mijafajafa [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16  ijafajafam, mijafajafa, mijafajafà

Updated on 2023/01/20