Entry | 1 mifia-dranomaso |
Elementary words | 2 mifiaka, ranomaso |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina |
Explanations in English |
5 [1.2] to cry continually. |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word mifia-dranomaso |
Updated on 2024/12/07 |