Entry | 1 mifiaka |
Root | 2 fiaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [1.1] |
Explanations in English |
5 to chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [1.2] 6 to chew and suck as in eating sugar cane [1.7] |
Explanations in French |
7 mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [1.8] |
Examples |
8 valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby? [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifiaka |
Anagrams | 17 faikaim, ifaikam, mafaiky, miafaky, mifaika, mifiaka |
Updated on 2023/06/18 |