Entry | 1 mifia-dranomaso |
Elementary words | 2 mifiaka, ranomaso |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1] |
Explanations in English |
5 to cry continually. [1.2] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word mifia-dranomaso |
Updated on 2023/06/18 |