|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomaso
Elementary words  2  rano, maso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy [1.1]
Explanations in English  5  Tears. [Mal. Ayer mata.] [1.2]
6  tears [1.7]
Explanations in French  7  larmes [1.8]
8  larme [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  9  Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [2.324]
Vocabulary  10  Biology
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Adjectives :
Analogs  14  tomany, tany
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word ranomaso

Entry (2/2)20  ranomaso
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  vola fampiononana amin'ny fahoriana [Taisaka] [1.78]
23  famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  24  amosoran, anosoram, manorosa, manosora, namosora, ranomaso

Updated on 2023/06/19