|
|
|
|

Entry1  tomany
Root  2  tany
Part of speech  3  passive verb
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
9  Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explanations in English  10  to weep, to lament [1.7]
Explanations in French  11  pleurer [1.8]
12  pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  13  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Proverbs  17  Proverbs containing the word tomany

Anagrams  18  manoty, mañoty, tomany

Updated on 2023/01/20