Entry | 1 ranomason-takotra |
Elementary words | 2 ranomaso, takotra |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Botany |
Explanations in Malagasy |
5 ny entona avy amin' ny rano nampangotrahina; ny rano ateraky ny hafanana manaraka ny takotra rehefa mahandro sakafo [1.1] |
Explanations in English |
6 Steam condensed on a pot lid 7 also a name given to intoxicating liquors. It is used as a Faditra. [1.2] |
Explanations in French |
8 (de ranomaso : les larmes et takotra : le couvercle de la marmite). Ce qui se condense goutte à goutte. Notamment le distillat d'un alambic. En argot populaire : le rhum du pays ou toaka. [1.196] |
Updated on 2023/06/19 |