|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomaso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy
Explanations in English  4  [1.2] Tears. [Mal. Ayer mata.]
5  [1.7] tears
Explanations in French  6  [1.8] larmes
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] larme
Examples  8  [2.324] Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny.
Vocabulary  9  Biology
Elementary words  10  rano, maso
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Adjectives :
Analogs  14  tomany, tany
Compound words 
Titles  37  Volavola ranomaso (Ny Onja)
Proverbs  38  Proverbs containing the word ranomaso

Entry (2/2)39  ranomaso
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  [1.78] [Taisaka] vola fampiononana amin'ny fahoriana
42  [1.78] [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso

Anagrams  43  amosoran, anosoram, manorosa, manosora, namosora, ranomaso

Updated on 2025/04/14