Entry | 1 mitrahotraho ny ranomaso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo |
Elementary words | 4 mitrahotraho, ranomaso |
Synonyms | 5 manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |