Entry | 1 mitomany randrana manendrika ny sasany |
Elementary words | 2 mitomany, randrana, manendrika, sasany |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy mitsapa raha manendrika ny tena izay atao na tsia, fa ataon' ny hafa ka dia mba atao koa |
Updated on 2024/12/07 |