Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
volon-doha
4 [1.1] Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
Antaimoro: lafitrakondro, nyteloankila, tsitombotomboka, vakimanasa
Betsileo: bango, bangoanakova, bangotsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifoloanila, kitokandalana, kivona, randranatsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volomisaona
Merina: bangoankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho
|