|
|
|
|

Entry (1/3)1  mandrandrana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila
Explanations in English  4  [1.2] to plait, to twist.
5  [1.7] to braid
Explanations in French  6  [1.8] tresser
Examples  7  [2.606#] Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny.
Vocabulary  8  Hairstyles
Root  9  randrana
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/3)14  mandrandraña
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] mivaivay
Explanations in French  17  [1.78] [Tambahoaka] ardent

Entry (3/3)18  mandrandràna
Part of speech  19  imperative of active verb mandrandrana [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]
Root  22  randrana

Anagrams  23  anandrandram, andrandranam, manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandràna, mandrandraña

Updated on 2025/04/19