Entry (1/3) | 1 bango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 randrana (volo), taovolo [Tanala]
[1.78] 4 Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [1.1] 5 Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [Betsileo] [1.1] |
Explanations in English |
6 a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [1.2] |
Vocabulary |
7 Hairstyles |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 22 bango |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [Sihanaka]
[1.1] |
Antonyms | 25 dodoria |
Entry (3/3) | 26 bango |
Part of speech | 27 adjective |
Explanations in English |
28 delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 30 bango, bonga |
Updated on 2023/08/11 |