|
|
|
|

Entry1  bango an-katoka
Elementary words  2  bango, hatoka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona
(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka
Explanations in English  5  [1.2] [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon.
Vocabulary  6  Hairstyles

Updated on 2024/12/07