Entry | 1 hatoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1] |
Explanations in English |
4 the nape of the neck. [1.2, 1.7] 5 [1.7] |
Explanations in French |
6 nuque [1.8] |
Examples |
7 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word hatoka |
Anagrams | 31 haatok, hakato, hakota, hatako, hatoka, hotaka, tahako, tohaka |
Updated on 2024/10/30 |