|
|
|
|

Entry (1/3)1  behatoka
Root  2  be
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  5  Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explanations in English  6  a kind of dollar [1.2]
Explanations in French  7  à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons [2.415#6619]
8  la nuque, la partie arrière de la tête [1.196]
Examples  9  ny vola behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola. [2.436#]
10  Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123#]

Entry (2/3)11  behatoka
Root  12  be
Part of speech  13  noun
Vocabulary  14  Botany
Explanations in English  15  an inferior kind of rice [1.2]
Explanations in French  16  Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae). [1.196]
Scientific name 

Entry (3/3)18  behatoka
Root  19  be
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Botany
Explanations in English  22  A species of tobacco with long stalks [1.2]
Explanations in French  23  Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [Merina] [1.196]

Anagrams  24  behatoka, betohaka

Updated on 2022/10/17