Entry | 1 takibaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 lanivoa [Bezanozano]
[1.78] 4 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja 5 Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [1.1] |
Explanations in French |
6 le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes 7 la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [1.3] |
Vocabulary |
8 Biology |
Derivatives |
|
Other spellings | 12 takiba |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Anagrams | 28 atakibak, takibaka |
Updated on 2024/10/30 |