Entry | 1 takiba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1] 4 ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13] |
Explanations in French |
5 flanc [1.13] |
Vocabulary |
6 Biology |
Other spellings | 7 takibaka |
Synonyms | 8 ila, tehezana |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Anagrams | 24 abitak, bitaka, tabaky, tabika, takiba |
Updated on 2024/10/30 |