Entry 1/3 |
ila
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Ilany [1.78]
|
| Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato Lanimandry, lafy Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1]
|
Explanations in English | The side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2]
|
| The side, a half [1.7]
|
Explanations in French | Côté, moitié [1.8]
|
| Moitié, façade, membre, flanc [1.13]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Analogs |
tehezana ~
takiba |
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
ila
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in Malagasy | Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1]
|
Explanations in English | (root) [1.2]
|
Derivatives |
|
Entry 3/3 |
ila
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78]
|
|