Entry (1/2) | 1 ankilany |
Root | 2 ila |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka [1.1] |
Explanations in French |
5 à côté, d'un côté [1.3, 1.5] |
Other spellings | 6 anilany |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 ankilany |
Root | 10 ila |
Part of speech | 11 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 anila, akaiky [Sihanaka]
[1.78] 13 Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny [1.1] |
Explanations in English |
14 on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny [1.7] |
Explanations in French |
15 d'une part; l'une des parties; cf. andaniny [1.8] |
Synonyms | 16 ankila, anilany |
Antonyms | 17 andaniny |
Anagrams | 18 ankilany, kininala, lakaniny, lankainy, nalikain, nanilika, nikalian, nilaikan |
Updated on 2024/12/01 |