Entry (1/2) | 1 aila |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 ambadika, ankoatra [Tsimihety]
[1.78#2] |
Entry (2/2) | 4 aila |
Root | 5 ila |
Part of speech | 6 passive verb |
Explanations in Malagasy |
7 Ivarotana ampahany na antsasany: Toa tsy amidin-dRabe daholo, hono, ity taniny ity fa ailany fotsiny 8 Atokana: Ailao ireto boky ireto fa hovidiko rahariva [1.1] |
Explanations in French |
9 dont on cède une partie, une moitié: Aila va io tanimbarinao io sa amidy daholo? (Voulez-vous vendre une partie, la moitié de votra rizière ou bien la vendrez-vous toute entière?) [1.3#276] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 aila, alai, iala |
Updated on 2023/01/19 |