Entry (1/2) | 1 filana |
Root | 2 ila |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Emotions |
Explanations in Malagasy |
5 Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao 6 Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io 7 Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io [1.1] |
Explanations in English |
8 Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish [1.2] 9 a desire, a need; lust [1.7] |
Explanations in French |
10 désir; besoin; recherche [1.8] 11 besoin [1.13] |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word filana |
Entry (2/2) | 17 filana |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Game |
Explanations in English |
20 for sikidy [Provincial]
[1.2] |
Anagrams | 21 falina, fanila, filana, lafiña |
Updated on 2023/07/22 |