|
|
|
|

Entry1  filankevitra
Elementary words  2  filana, hevitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [1.1]
5  fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [1.62#404]
6  toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [1.64]
Explanations in French  7  accueil, renseignements [1.64]
Examples  8  Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io? [4.27#]
9  Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320#]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Other spellings  12  filan
Compound words 
Titles 

Updated on 2023/07/29