|
|
|
|

Entry1  filankevitra ambonin' ny mpitsara
Elementary words  2  filankevitra, ambony, mpitsara
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Law
Explanations in Malagasy  5  voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [1.62#404]

Updated on 2023/07/29