Entry (1/2) | 1 mpitsara |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalà na atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1] |
Explanations in English |
5 a judge [1.7] |
Explanations in French |
6 juge [1.8] |
Examples |
7 Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324#] 8 dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123#] |
Compound words |
|
Article |
11 Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 12 Mpitsara |
Part of speech | 13 name (biblical book) |
Explanations in English |
14 Judges: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
15 Juges: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary |
16 Holy Scriptures |
Article |
17 Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/03/17 |