Entry | filankevitry ny fampanarahana fitsipika | |
Elementary words | filankevitra ; fampanarahana ; fitsipika | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo [1.62] | |
Updated on 2023/03/25 |