Entry | 1 filankevitry ny fampanarahana fitsipika |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62#404] rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo |
Elementary words | 4 filankevitra, fampanarahana, fitsipika |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |