Entry |
fitsipika
(tsipika)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondrantenany [1.1]
|
Explanations in English | A principle, a rule or regulation [1.7]
|
Explanations in French | Ce qu’on peut rayer, manière de rayer, la règle Figuré: règle de conduite, règle de foi [1.3]
|
| Règle, règlement [1.8, 1.13]
|
| Principe [1.8]
|
Examples |
1 | Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity;
[2.332]
|
2 | Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny.
[1.320]
|
|
Compound words |
|
Titles |
|
|