Entry | 1 fampanarahana |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany. [2.366#] 5 Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa. [1.384#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/03/25 |