Entry | 1 fampanarahana |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [2.366#] Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany. 4 [1.384#] Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa. |
Root | 5 araka |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |