Entry | 1 filankevitry ny ministra |
Elementary words | 2 filankevitra, ministra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony [1.62#404] |
Updated on 2023/03/25 |