Entry | 1 filankevitry ny ministra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62#404] fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony |
Elementary words | 4 filankevitra, ministra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |