Entry (1/4) | 1 sikidy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana [1.1] |
Explanations in English |
4 the rite of divination [1.7] |
Explanations in French |
5 cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie. [2.74] 6 rite de divination [1.8] 7 Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974) [1.196] 8 sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy,asombola [3.1] |
Examples |
9 Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by. [2.69#] 10 Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437#] |
Vocabulary |
11 Religions, Beliefs |
Derivatives |
|
Other spellings | 16 sikily |
Analogs | 17 adibijady, adikasajy, adinkisa, aditsimay, ajale, akabo, alaizany, alanana, aliziny, asoralahy, asoravavy, dovy, fahasivy, fahatelo, fahatelobe, fahavalo, filana, fohafoha, jama, joria, molahidy, odovy, ontany, safaray, saily, sorota, tale, vontsira |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Titles | 24 La Divination malgache par le Sikidy (Decary Raymond) |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word sikidy |
Quotes | 26 Texts mentioning sikidy |
Article |
27 Randzavola: sikidy ao amin' ny Baiboly |
Text |
28
|
Entry (2/4) | 29 sikidy |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in French |
31 Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent. Le plus souvent Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts [Betsileo, Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
32 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 34 sikidy |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in French |
36 Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy [1.196] |
Vocabulary |
37 Religions, Beliefs |
Entry (4/4) | 38 sikidy |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in French |
40 Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains. Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
41 Botany 42 Zoology: veterinary art |
Updated on 2023/10/02 |