Entry (1/4) | 1 fahasivy |
Root | 2 sivy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1] |
Explanations in French |
5 neuvième [1.3] |
Examples |
6 dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508] |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 8 fahasivy |
Root | 9 sivy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 neuf brasses [1.3] |
Entry (3/4) | 12 fahasivy |
Root | 13 sivy |
Part of speech | 14 noun |
Vocabulary |
15 Religions, Beliefs |
Explanations in French |
16 terme de Sikidy [1.3] |
Entry (4/4) | 17 fahasivy |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fanahy, avelo [Taimoro]
[1.78] 20 lolo, matoatoa [Bara] [1.78] 21 avelo, lolo [Betsileo] [1.1] |
Explanations in English |
22 the ancestors, or spirits of the ancestors [1.2] |
Examples |
23 izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285] |
Updated on 2020/07/31 |