|
|
|
|

Entry1  ilavoamena
Elementary words  2  ila, voamena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena)
Explanations in English  5  [1.2] [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena
Examples  6  Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437#]
7  Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472#]
Vocabulary  8  Economy: finances, management
Other spellings  9  lavoamena
Proverbs  10  Proverbs containing the word ilavoamena

Updated on 2024/12/12