Entry (1/3) | 1 voamena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50). |
Vocabulary |
4 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word voamena |
Entry (2/3) | 16 voamena |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 [1.196] [Sakalava]
(de voa : graine ; et mena : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae). |
Vocabulary |
19 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 21 voamena |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 [1.196] [Bara]
(déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae). |
Vocabulary |
24 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 26 |
Updated on 2025/01/21 |