|
|
|
|

Entry1  tsy lafo voamena
Elementary words  2  tsy, lafo, voamena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entina milaza olona na zavatra tsy misy vidiny, tsinontsinona

Updated on 2024/12/07