|
|
|
|

Entry (1/2)1  manila
Root  2  ila
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra
Explanations in English  5  [1.2] to pass on one side. Chiefly applied to the rain.
Examples  6  Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra [2.424#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  manilĂ 
Root  14  ila
Part of speech  15  imperative of active verb manila [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/28