|
|
|
|

Entry (1/2)1  manila
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra
Explanations in English  4  [1.2] to pass on one side. Chiefly applied to the rain.
Examples  5  [2.424#] Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
Root  6  ila
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  manilà
Part of speech  14  imperative of active verb manila [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Root  17  ila

Anagrams  18  alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malìna, malina, manaly, manilà, manila, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam

Updated on 2025/04/19